Dikan'ny teny : mivandravandra

Hampiditra dikany hafa
(vandrauandra) mt. s. (mivandravandrà): Mijery amin'ny maso midiridiry feno hatezerana: Niuandrauandra er? izy nijery ahy niteny azy. 4 h.o.: Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071