Dikan'ny teny : mitsotsotsotso
Hampiditra dikany hafa
(tsotsotsotso) mt. s. na p.t.: Mamoaka feo toy ny zavatra dorana ka le-mana tampoka: Mitsotsotsotso ny menaka ao anaty lapoaly.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha