Dikan'ny teny : mitsoroaka
Hampiditra dikany hafa
(tsoroaka) mt. s.: Maniry tsimoka na taroka lava mahitsy: Efa mitsoroaka ity hazo iray ity. ? Mitombo mihalava: Mitsoroaka ity zaza ity izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha