Dikan'ny teny : mitsonika

Hampiditra dikany hafa
(tsonika) mt. s.: Mihalevona tonga ranony, miempo: Mitsonika amin'ny masoandro ny menaka. ? (ratra na fery) Mitsiranorano, mitete nana: Mitsonika indray ilay fery amin'ny ton-go n y. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076