Dikan'ny teny : mitsoka
Hampiditra dikany hafa
(tsoka) mt. P. (mitsiifa): Mamono: Mitsoka ny jiro. ? Mamelona: Mitsoka afo. ? Mampangatsiatsiaka: Mitsoka ovy. ? Mampaneno: Mitsoka sodina. ? mt. s.: Mifofofofo: Nitsoka maraina ny rivotra androany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha