Dikan'ny teny : mitsivatsivaka
Hampiditra dikany hafa
(tsivaka) mt, s.: Mandeha somary mivoaka ny tongotra fa tsy mba mahitsy tsara (misy koa miditra ny tongony, ka ireny no atao hoe bingo).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha