Dikan'ny teny : mitsitsy

Hampiditra dikany hafa
(tsitsy) mt. p. (mitsitsia): Tsy mandany foana, Mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy. ,? F.-p.: Mitsitsy tena: mitahitahy tena, mitandro hasasarana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092