Dikan'ny teny : mitsiriritra
Hampiditra dikany hafa
(tsiririta) mt. P. (mitsiririta): Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan'olona, hoy ny Tompo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha