Dikan'ny teny : mitsiraka

Hampiditra dikany hafa
na Mitsiratsiraka (tsiraka na tsiratsiraka) mt s.: Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto uoninkazo ireto. • Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena. ? Misaratsaraka tsars fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany uary izany! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089