Dikan'ny teny : mitsimpona

Hampiditra dikany hafa
(tsimpona) mt. s. (mitsimpona): Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny uoromailala. * Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074