Dikan'ny teny : mitsilailay

Hampiditra dikany hafa
(tsilaiiay) mt. p. (mitsilailaiza): Mandry mivadibadika, mitsimbadimbadika, mitsinkasinkasina: Mitsilailay ao anaty mololo ny ankizy. ? Manao zavatra tsy rototra fa mitaredretra, mitsiredareda, mitavozavoza: Mitsilailay mihitsy ity zaza ity raha manao zavatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081