Dikan'ny teny : mitsihanihany
Hampiditra dikany hafa
(tsihanihany) mt. s.: Manao vazivazy, vosobosotra izay indraindray entina hanarabiana na hanesoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha