Dikan'ny teny : mitsetsaka
Hampiditra dikany hafa
(tsetsaka) mt. s.: Mirehitra haingana: Nisy rivotra nitsoka mafy ka nitsetsaka ilay mololo tao ampahitr'i Dadabe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha