Dikan'ny teny : mitselika
Hampiditra dikany hafa
(tselika) mt. s. (mitseleha): Mailaka, kinga. ? Mandeha haingana: Mitselika Ikoto rehefa misy zavatra anirahana azy. ? Maka, mangalatra amim-pahamailahana: Nisy nitseiika lahy ny lambako nihantona teto! (mt, p.)
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha