Dikan'ny teny : mitsatoka

Hampiditra dikany hafa
(tsàtoka) mt. s. (mitsatôha): Milentika, miraikitra tsy ho afa-mihetsika: Mitsatoka tsara ve io andry io? ? Mijoro tsy mihetsika na mijaridina: Nitsatoka teo anoloako Rakoto ka taitra aho. ? Mijanona ela, miandry: Efa adiny iray aho izao no nitsatoka foana teto niandry azy. ? Mijanona ela tsy mitera-boka-tsoa: Nitsatoka tamin'ny soavaly, hono, ny volan-dry Dadabe taloha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0349