Dikan'ny teny : mitsapaka

Hampiditra dikany hafa
(tsapaka) mt. s. (mitsapĂ ha): Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin'ny lohatondroko ity fanosehana ity. ? Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin'ny tany. ? Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay om-'by nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona. ? Misisika: Nitsapaka tao afouoan'ny ankizy izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0206