Dikan'ny teny : mitsaka

Hampiditra dikany hafa
1. (tsaka) mt. s. (mitsakà): Mita rano amin'ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tsaka) mt. s. (mitsakà): Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin'ny feo manokana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077