Dikan'ny teny : mitrena

Hampiditra dikany hafa
(trena) mt, s. (mitrenà): Mimà (omby). • Mifofofofo, mimamamama (ria-ka). ? Manao feo mampitahotra (olona tezitra misafoaka). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067