Dikan'ny teny : mitotongana
Hampiditra dikany hafa
(totongana) mt. p. (mitotongàna): Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano. • Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny uidin' ny lauanila taona ito. ? Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha