Dikan'ny teny : mitosaka

Hampiditra dikany hafa
(tosaka) mt. s. (mitosaha): Mitobaka betsaka indray mandeha: Nitosaka ny rora avy tao am-bauany. ? h. o.: Miditra tampoka betsaka: Nitosaka ny mpianatra niditra tao an'efitrano. ? Tapa-ka, vaky. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073