Dikan'ny teny : mitoroka
Hampiditra dikany hafa
(toroka) mt, s. (mitordha): Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika: Nitoroka ahy ho nanompa azy izy. ΒΆ M.h.: Manendrikendrika, manombotomboka, manendry.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha