Dikan'ny teny : mitolotra
Hampiditra dikany hafa
(tolotra) mt. s. (mitolora): Omena, tolorana: Nitolotra hena ratsy ny mpandeoina. • Manolotra, mahafoy: Nitolo-batana ny fahaualo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha