Dikan'ny teny : mitokiky
Hampiditra dikany hafa
1.
(tokiky) mt. s. (mitokikia): Mamitsaka sady manjonitra toa malahelo; mipetraka, mijokaiky: Nitokiky teo an-tokotany izy nony lasa ny zanany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tokiky) mt, s.: Miferinaina foana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha