Dikan'ny teny : mitokaka
Hampiditra dikany hafa
(tokàka) mt. s.: Mihomehy, mitokelaka toa maneso. 1 Manao feo toa mampiseho hagagàna fatratra mi-haro hafaliana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha