Dikan'ny teny : mitohoka
Hampiditra dikany hafa
(tohoka) mt. s. (mitohofa): Voatohan'ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin'ny tanimbarinao. • h.o.: Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay. • Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha