Dikan'ny teny : mitoetra

Hampiditra dikany hafa
(toetra) mt. s. (mitoera): Monina, mipetraka: Mitoetra amin'ny trano mahafinaritra izy. / Aiza ianareo no mitoetra? 1 Mipetraka: A-za mitoetra eo amin'ny uaua rivotra eo. • Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy. •Mitombina: Nitsanga-nitoeira Rakoto niandry ny zanany ho tonga. - F.-p.: Mitoe-jaza: enti-milaza ny vehivavy vao manomboka hanan-janaka ao an-kibony, izany hoe vao torontoronin-jaza. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065