Dikan'ny teny : mitibatiba

Hampiditra dikany hafa
(tibatiba) mt. s.: Feno (rano), mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, midibadiba: Tsy afaka mihazakazaka aho fa mbola mitibatiba ny kiboko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071