Dikan'ny teny : mitetika

Hampiditra dikany hafa
(tetika) mt. p. (miteteha): Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena. • Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra. • Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an'Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany. ¶ M.h.: Mitetika, mikendry, mikasa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073