Dikan'ny teny : mitehina

Hampiditra dikany hafa
(tehina) mt, s. (mitehena): Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina. • Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsY afaka mandeha tsara. 1 Manosika lakana amin'ny tehin-dakana. - F,-p.: Mitehin-doha: ilazana ny lakana izay avy- any an-dohany no ivoizana azy — enti-milaza koa ny fiandohan'ny fahatongavana: Mitehin-doha ny lohataona: manomboka na miand'oha ho tonga ny lohataona. / Mitehin-kiho: manao ny tanana toa manery na mitehina ny valahana. / Mitehin-ko lehibe: miantombokaho lehibe. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089