Dikan'ny teny : mitatàka

Hampiditra dikany hafa
1. Mitataka (tataka) mt, s.: Vaky na rovitra eo amin'ny zaitrany. • Misy loaka na banga fandehanan'ny rano. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tatàka) mt. s.: Mipaipaika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082