Dikan'ny teny : mitaona
Hampiditra dikany hafa
(taona) mt. p. (mitàoma): Mitondra (zavatra) avy amin'ny toerana anankiray mankamin'ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan'io lehilahy io. • Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha