Dikan'ny teny : mitanondrika

Hampiditra dikany hafa
(tanondrika) mt. s. (mitanondreha): Miondridoha noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074