Dikan'ny teny : mitanisa
Hampiditra dikany hafa
(tanisa) mt. s. (mitanisà): Manao tanisa. ? Manonona tsirairay, milaza antsipiriany: Nitanisa ny fahavoazany teo izy nandritra ny antsasak ' ad in y.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha