Dikan'ny teny : mitambatra

Hampiditra dikany hafa
(tambatra) mt. s. (mitambàra): Mikambana: Mitambatra qo anatin'ity uata ity ny akanjonao. ? Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity. f' Miharo: Misy hatramin'ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin'ity efitrano ity. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069