Dikan'ny teny : mitalapetraka
Hampiditra dikany hafa
(talapetraka) mt. s. (mitalapetraha): Mipetraka atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry ny tongotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha