Dikan'ny teny : mitakarina

Hampiditra dikany hafa
(takarina) mt. s. (mitakarina): Mandeha miresaka na mihinana any an-tranon'olon-kafa: Aza mitakarina any re fa izay misy ato an-trano ifaliana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073