Dikan'ny teny : mitabaka
Hampiditra dikany hafa
(tabaka) mt. s. (mitabàha): Miely toy ny rano tondraka mihoa-pefy; miparitaka, miditra betsaka: Nitabaka tao an-dohasaha ny omby.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha