Dikan'ny teny : mita

Hampiditra dikany hafa
1. (ita) mt. p. (mita): Mirobo-drano ho eny an-dafindrano: TerY ambonimbony izahay no nita (rano). ¶ M. h.: Mitsaka. • Mandeha andakana: Nita lakana izahay uao tonga teny an-tanàna. ? Tonga eny an-dafm'ny hady, lohasaha: Nita tory an-dafin' ny lohasaha ny omby ny tolakandro. * Ohab.: Mita be tsy ianin' ny mamba: raha be no miara-manao zavatra, voasoroka ny loza mety hahazo. / Mita rano saro-mamba: mandalo fotoan-tsarotra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Karazan'ahitra mantra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0251