Dikan'ny teny : misoratra

Hampiditra dikany hafa
(soratra) mt. s na p. t. ( misorata): Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho. ? Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007