Dikan'ny teny : misolotika

Hampiditra dikany hafa
(solotika) mt, s.: Maloto mitsaporetika; misy tsikoko misotetika miaraka amin'ny menaka: Esory iny akanjonao iny fa efa misolotika aoka izany, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069