Dikan'ny teny : misitrika
Hampiditra dikany hafa
(sitrika) mt. s. (misitriha): Milentika: Vonjeo fa nisitrika irY lakana. 1 Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy. ? Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan'ny polisy. ΒΆ M.h.: Mifonoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha