Dikan'ny teny : misingotra

Hampiditra dikany hafa
(singotra) mt. s.: Voafatotra: Voafingan'ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro. ? Voarain'ny tadivavarana, voan'ny amparapaingo: Nisingotra ilay uorona ka tsy afaka nikopoka. ? Sahirana mafy azon'ny: Misingotry ny volan'olona Rakoto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065