Dikan'ny teny : misiaka

Hampiditra dikany hafa
(siaka) mt.s. (misiaha): Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilaua. ? mt, p.: Manao feon-kira amin'ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io, 1 Miantso amin'ny siaka: Misiaka alika, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0332