Dikan'ny teny : misesy

Hampiditra dikany hafa
(sesy) mt. s. (misese): Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany. ? Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka uizana aho. ? Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena. ΒΆ M.h.: An-kisesy, tsy miato, tsy an-kiato, tsy an-kijanona, sesilany, sesirivotra, sesimontotra, dodoria, tohokafo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068