Dikan'ny teny : misesika

Hampiditra dikany hafa
(sesika) mt. p. (miseseha): Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao. 1 Fano: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony. ? Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy, 1 Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078