Dikan'ny teny : miserana

Hampiditra dikany hafa
(serana) mt. s. (miseràna): Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory. ¶ M.h.: Mandalo, mihelina. 1 Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr'izao tontolo izao! ? Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin'ny zavatra nentina alina ka homena hohanin'ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ue iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza? ¶ M.h.: Mihelina, mandala, mihelatra, tsy tra-maso mipy, misalovana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074