Dikan'ny teny : misendaka

Hampiditra dikany hafa
(sendaka) mt. s. (misendaha): Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity. ? Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin'ny be sy ny maro. 1 Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072