Dikan'ny teny : miseho

Hampiditra dikany hafa
(seho) mt s. (misehoa): Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin'ny nanaovany izany hadalana izany. ? Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambon y lampihazo. / Efa miseho izao ny haratsiany. ? Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo.* Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy van nifoha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008