Dikan'ny teny : misefosefo
Hampiditra dikany hafa
(sefosefo) mt. s.: Miaina mafy misesisesy: Misefosefo ilay zaza azon'ny miakatra be ny hafanany. ΒΆ M.h.: Sanehaka, miehakehaka, miemponempona. ? Sempotsempotry ny hatezerana: Nisefosefo er? Rakoto avy any 'ndeha hamely tehamaina ahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha