Dikan'ny teny : misavorovoro
Hampiditra dikany hafa
(saoorovoro) mt. s.: Tsy milamina, mikorontana, misaritaka: Misauorovoro be izany volonao izany! * Fiten.: Ny isauorovoroankilantoana: matetika hitadiavana ny filaminana no toa isavoritahana amin'ny ady hevitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha